<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 14:3 | And being in |
Ary nony tany Betania Jesosy tao an-tranon' i Simona boka ka nipetraka nihinana, dia avy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra nisy narda saro-bidy indrindra; dia novakiny ny tavoara, ka naidiny tamin' ny lohan' i Jesosy ny menaka. | Ary nony tany Betania tao an-tranon' i Simona boka izy, dia nisy vehivavy anankiray niditra raha mbola nipetraka nihinana izy. Nitondra tavoara alabastra feno diloilo manitra sarobidy natao tamin' ny salohin' ny narda ravehivavy, ary novakiny ny tavoara, dia naidiny tamin' ny lohan' i Jeso ny menaka. | Comme il se trouvait à |