<-
->

Asa 14:27 And when they were come, and had gathered the church together, they rehearsed all that God had done with them, and how he had opened the door of faith unto the Gentiles. Ary rehefa tonga tao izy ka namory ny fiangonana, dia nilaza izay rehetra nataon' Andriamanitra tamin' ny nombany azy, sy ny namohany varavaram-pinoana ho an' ny jentilisa. Ary elaela ihany no niarahany nitoetra tamin' ny mpianatra tao Antiokia. A leur arrivée, ils réunirent l'Église et se mirent à rapporter tout ce que Dieu avait fait avec eux, et comment il avait ouvert aux païens la porte de la foi.