<-
->

Asa 7:43 Yea, ye took up the tabernacle of Moloch, and the star of your god Remphan, figures which ye made to worship them: and I will carry you away beyond Babylon. Tsia, fa nobetainareo ny tranolain' i Moloka sy ny kintan' ny andriamanitra atao hoe Refana, Dia ny endri-javatra izay nataonareo hivavahana, Ka dia hamindra anareo ho any ankoatr' i Babylona Aho (Amo. 5. 25-27). Tsia, fa ny tranolain' i Moloka no nentinareo sy ny kintan' i Raifàna andriamanitrareo, dia ireo sarin-javatra hataonareo hivavahana. Noho izany, dia hafindrako ho any an-dafin' i Babilona kosa hianareo. Mais vous avez porté la tente de Moloch et l'étoile du dieu Rephân, les figures que vous aviez faites pour les adorer ; aussi vous déporterai-je par-delà Babylone.