<-
->

Heb 11:5 By faith Enoch was translated that he should not see death; and was not found, because God had translated him: for before his translation he had this testimony, that he pleased God. Finoana no namindrana an' i Enoka tsy hiharan' ny fahafatesana; ka dia tsy hita izy, satria nafindran' Andriamanitra; fa talohan' ny namindrana azy dia nambara fa nankasitrahan' Andriamanitra izy. Ny finoana no namindrana an' i Enoka tsy hiharan' ny fahafatesana, ka tsy hita intsony izy fa nafindran' Andriamanitra, ary talohan' ny namindrana azy dia voalaza fa nankasitrahan' Andriamanitra izy. Par la foi, Hénoch fut enlevé, en sorte qu' il ne vit pas la mort, et on ne le trouva plus, parce que Dieu l' avait enlevé. Avant son enlèvement, en effet, il lui est rendu témoignage qu' il avait plu à Dieu.