<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 1:1 | Now after the death of |
Ary rehefa maty Josoa, dia nanontany tamin' i Jehovah ny Zanak' Isiraely hoe: Iza no hiakatra voalohany hiady amin' ny Kananita ho anay? | Nony maty Josoe, dia nanontany an' ny Tompo ny zanak' Israely nanao hoe: Iza aminay no hananika voalohany ny Kananeana hiady aminy? | Or, après la mort de |