<-
->

Mts / Mpits 1:26 And the man went into the land of the Hittites, and built a city, and called the name thereof Luz: which is the name thereof unto this day. Ary nandeha ho any amin' ny tanin' ny Hetita ralehilahy, ka nanorina tanàna izy, ary ny anarany dia nataony hoe Lozy, ary mbola izany ihany no anarany mandraka androany. Any amin' ny tanin' ny Heteana no nalehan-dralehilahy, dia nanorina tanàna izy, nomeny anarana hoe Lozy, mbola anarany mandrak' androany izany. Cet homme s' en alla au pays des Hittites et il bâtit une ville à laquelle il donna le nom de Luz. C' est le nom qu' elle porte encore aujourd' hui.