<-
->

Mts / Mpits 11:1 Now Jephthah the Gileadite was a mighty man of valour, and he was the son of an harlot: and Gilead begat Jephthah. Ary Jefta Gileadita dia lehilahy mahery sy zanaky ny vehivavy janga; ary Gileada no rainy niteraka azy. Jefte ilay Galaadita, dia lehilahy mpiady mahery. Zanaky ny vehivavy janga anankiray izy; ary Galaada anefa no ray niteraka an' i Jefte. Jephté, le Galaadite, était un vaillant guerrier. Il était fils d' une prostituée. Et c' est Galaad qui avait engendré Jephté.