<-
->

Mts / Mpits 16:14 And she fastened it with the pin, and said unto him, The Philistines be upon thee, Samson. And he awaked out of his sleep, and went away with the pin of the beam, and with the web. Ary notsatohany ny fantaka izany, dia hoy izy taminy: Hamely anao ny Filistina, ry Samsona! Dia nifoha tamin' ny torimasony izy, ka nangotany ny fantaka sy ny tenona. Dia naompan-dravehivavy tamin' ny fàntaka ireny. Rahefa izany dia hoy izy taminy: Irotsahan' ny Filistina hianao, ry Samsona? Taitra tamin' ny torimasony izy, dia nongotany ny fàntaka fanenomana mbamin' ny tenona. Elle l' endormit, puis elle tissa les sept tresses de sa chevelure avec la chaîne, elle les resserra en frappant avec la batte et lui cria : " Les Philistins sur toi, Samson! " Il s'éveilla de son sommeil et arracha la batte avec la chaîne.