<-
->

Mts / Mpits 16:20 And she said, The Philistines be upon thee, Samson. And he awoke out of his sleep, and said, I will go out as at other times before, and shake myself. And he wist not that the Lord was departed from him. Dia hoy ravehivavy: Hamely anao ny Filistina, ry Samsona! Dia nifoha tamin' ny torimasony izy ka nanao hoe: Hivoaka tahaka ny teo aloha aho ka hanetsika ny tenako. Kanjo tsy fantany fa Jehovah efa niala taminy. Ka hoy izy: Irotsahan' ny Filistina hianao, ry Samsona! Dia taitra tamin' ny torimasony izy, ka nanao hoe: Ho afaka amin' izao toy ny taloha ihany aho, dia hitsoaka; satria tsy fantany fa efa niala taminy Iaveh. Elle cria : " Les Philistins sur toi, Samson! " S'éveillant de son sommeil il se dit : " J' en sortirai comme les autres fois et je me dégagerai. " Mais il ne savait pas que Yahvé s'était retiré de lui.