<-
->

Mts / Mpits 16:3 And Samson lay till midnight, and arose at midnight, and took the doors of the gate of the city, and the two posts, and went away with them, bar and all, and put them upon his shoulders, and carried them up to the top of an hill that is before Hebron. Ary nandry Samsona mandra-pamatonalina, dia nifoha izy nony namatonalina, ka noraisiny ny vavahadin' ny tanàna mbamin' ny tolana roa, dia nongotany izy mbamin' ny hidiny ka nataony teny antsorony, dia nentiny ho any an-tampon' ny tendrombohitra izay tandrifin' i Hebrona. Nandry Samsona mandra-pisasaky ny alina. Nony nisasaka ny alina dia nifoha izy, ka nalainy ny lela varavaran' ny tanàna mbamin' ny tolanany roa, nongotany mbamin' ny hidiny, dia nantsorohiny, nentiny nakany an-tampon' ny tendrombohitra mitodika an' i Hebrona. Mais Samson resta couché jusqu' au milieu de la nuit et, au milieu de la nuit, se levant, il saisit les battants de la porte de la ville, ainsi que les deux montants, il les arracha avec la barre et, les chargeant sur ses épaules, il les porta jusqu' au sommet de la montagne qui est en face d' Hébron.