<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 20:6 | And I took my concubine, and cut her in pieces, and sent her throughout all the country of the inheritance of |
Dia nalaiko ny vaditsindranoko ka norasaiko ary nampitondraiko tany amin' ny tany rehetra izay lovan' ny Isiraely, satria efa nanao fahavetavetana sy zavatra fady indrindra teo amin' ny Isiraely ireo. | Dia nalaiko ny vady tsindranoko ka norasaiko sy nampitondraiko eran' ny tany rehetra lovan' Israely; fa heloka sy zavatra mahafa-baraka loatra amin' Israely no nataon' izy ireo | J' ai pris alors ma concubine, je l' ai coupée en morceaux et je l' ai envoyée dans toute l'étendue de l' héritage d' |