<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 4:17 | Howbeit |
Ary Sisera nandositra nandeha tongotra ho any amin' ny lain' i Jaela, vadin' i Hebera Kenita; fa nihavana Jabina, mpanjakan' i Hazora, sy ny mpianakavin' i Hebera Kenita. | Sisarà dia nandositra an-tongotra ho ao amin' ny lain' i Jahela vadin' i Hebera Kineana; fa nihavana Jabìna mpanjakan' i Asora sy ny fianakavian' i Hebera Kineana. |