<-
->

Mts / Mpits 6:10 And I said unto you, I am the Lord your God; fear not the gods of the Amorites, in whose land ye dwell: but ye have not obeyed my voice. ary hoy Izaho taminareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; aza matahotra ny andriamanitry ny Amorita, izay tompon' ny tany onenanareo; nefa tsy nihaino ny feoko ianareo. Hoy aho taminareo: Izaho no Iaveh Andriamanitrareo; aza matahotra ny andriamanitry ny Amoreana, izay onenanareo ny taniny. Kanjo tsy nihaino ny feoko hianareo. et je vous ai dit : "Je suis Yahvé votre Dieu. Vous ne craindrez pas les dieux des Amorites dont vous habitez le pays. " Mais vous n' avez pas écouté ma voix. "