<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 7:3 | Now therefore go to, proclaim in the ears of the people, saying, Whosoever is fearful and afraid, let him return and depart early from mount |
Koa ankehitriny andeha miantso eo anatrehan' ny vahoaka hoe: Na iza na iza no matahotra sy mangovitra, aoka izy hiverina ka hiala amin' ny tany havoan' i Gileada. Dia niverina ny olona roa arivo sy roa alina; fa ny iray alina no sisa. | Koa asaovy antsoina ampahibemaso ho ren' ny vahoaka ny hoe: Aoka hiverina izay matahotra sy mangovitra, ka hiala amin' ny tendrombohitra Gelboe. Lehilahy roa arivo sy roa alina tamin' ny vahoaka no niverina ka iray alina sisa no nijanona. | Et maintenant, proclame donc ceci aux oreilles du peuple : "Que celui qui a peur et qui tremble, s' en retourne et qu' il observe du mont |