Toko sy andininy momba Serezera

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 37.38 And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch his god, that Adrammelech and Sharezer his sons smote him with the sword; and they escaped into the land of Armenia: and Esarhaddon his son reigned in his stead. Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nokapain' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra ho any amin' ny tany Ararata izy mirahalahy; ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. ka nitoetra tany Niniva. Fa raha ilay niankohoka tao an-tranon' i Nesroka, andriamaniny iny izy, dia nokapain' i Adrameleky sy Sarasara, zanany lahy, tamin' ny sabatra, ka nandositra tany amin' ny tanin' ny Ararata izy ireo, dia Asarhaddona, zanany lahy, no nanjaka nandimby azy. Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok, son dieu, ses fils Adrammélek et Saréçer le frappèrent de l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat. Assarhaddon, son fils, devint roi à sa place.

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 7.2 When they had sent unto the house of God Sherezer and Regemmelech, and their men, to pray before the Lord, ary Betela efa naniraka an' i Serezera sy Regema-meleka sy ny olony hifona amin' i Jehovah Naniraka an' i Sarasara sy Rogommeleky mbamin' ny olony, ny tany Betela hitalaho amin' ny Tompo, Béthel envoya Sareéçer avec ses gens pour implorer la face de Yahvé