Toko sy andininy momba Zabdiela

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 27.2 Over the first course for the first month was Jashobeam the son of Zabdiel: and in his course were twenty and four thousand. Ny nifehy ny antokony voalohany, ho amin' ny volana voalohany, dia Jasobeama, zanak' i Zabdiela, ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina; Jeroboama zanak' i Zabdiela, no lohan' ny antokony voalohany, ho amin' ny volana voalohany; efatra arivo amby roa alina no isan' ny antokony. Le responsable de la première classe, affecté au premier mois, était Yashobéam, fils de Zabdiel. Il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.14 And their brethren, mighty men of valour, an hundred twenty and eight: and their overseer was Zabdiel, the son of one of the great men. mbamin' ny rahalahin' ireo, dia lehilahy mahery valo amby roa-polo amby zato; ary Zabdiela, zanak' i Hagedolima, no mpifehy azy. mbamin' ny rahalahin' ireo, samy lehilahy mahery: valo amby roapolo amby zato. Zabdiela zanak' i Hagdolima no mpifehy azy ireo. et ses frères, hommes de condition : 128. Zabdiel, fils de Haggadol, les commandait.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 11.17 Kanjo notapahin' i Zabdiela Arabo ny lohan' i Alksandra, dia nampitondrainy ho any amin' i Ptolemea. L' Arabe Zabdiel trancha la tête d' Alexandre et l' envoya à Ptolémée.