Ohabolana : andritana

Ohabolana5126 Ny fitia tsy hanjary ve no andritana aina ? [Rinara 1974 #3005]
Ny fitia tsy ho lany no andritana ny aina . [Veyrières 1913 #5119, Cousins 1871 #2237]
Dikanteny frantsay Un amour inépuisable dessèche la vie. [Veyrières 1913 #5119]
Fanazavana frantsay Dépérir d'amour. [Veyrières 1913 #5119]

Fizahan-teny