Ohabolana : ankora

Ohabolana5369 Ny mbola any ankorany indray no mananatra ny efa foy . [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Tsy tokony ny zazavao indray no hanoro ny efa za-draharaha (mitovy amin' ny hoe ny mpitovo mananatra ny manana). [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny