Ohabolana : ateran-kira

Ohabolana4991 Ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay . [Rajemisa 1985]
Tsy mety raha ny ateran-kira indray no manao tsy mahay. [Houlder 1895 #580, Cousins 1871 #3472]
Tsy mety raha ny ateran-kira indray no milaza ho tsy mahay . [Rinara 1974 #4657]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ireo omen-javatsoa ne fa tsy mba mahay mamaly ara-panajana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Il n' est pas convenable que ceux auxquels on chante (pour les inviter à se joindre aux chants) disent: "Nous ne savons pas" . [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Allusion aux anciennes confréries de chanteurs qui s' en allaient "apporter le chant" de village en village. Ce proverbe veut dire qu' il ne faut pas refuser les invités. [Houlder 1895]

Fizahan-teny