Fizahan-teny

Ohabolana : kitaina

Ohabolana 1Vilahin-doso, sady tsy mahatevy ala no tsy mahadinika kitaina. [2.165]
Vilahin-doso : sady tsy mahatevy ala, tsy mahavaky kitay. [1.147 #V53]
Fanazavana malagasyFamakin-doso: sady tsy mahakapa ala no tsy mahavaky kitay. + Lehibe loatra ny (vilahy) famakin-doso. i.e.: loso no vidiny. Mavesatra ikapan-kazo sy amakiana. [2.165]

Fizahan-teny