Teny iditra adre
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   tenim-piontanana enti-milaza: a) Fahatsiarovana hafinaretana: Adre! mahafinaritra izany rivotra mitsoka malefaka. b) Fahatairana: Adre! inona izany lazainao amiko? d) Fanaintainana: Adre! mafy izany fahoriana entiko izany! [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an exclamation of surprise or approbation; Really! You don't say! See there! [Richardson 1885]
   [ adrey ] oh my!, alas! [same as adray] [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   exprimant la surprise, la douleur, l'approbation: ah! eh! ho! oh! hélas! très bien! à la bonne heure! parfait! [Abinal 1888]
   [ adrey ] tiens ! douleur, crainte : aïe ! [comme adray] [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/14