Teny iditra afovoanina (afovoany)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Dikanteny frantsay   qui est mis au milieu [Abinal 1888]
Ny bikany  
afovoanina
afovoaniko
afovoaninao
afovoaniny
afovoanintsika
afovoaninay
afovoaninareo
afovoanin'
afovoanin-
afovoanim-
afovoani-
nafovoanina
nafovoaniko
nafovoaninao
nafovoaniny
nafovoanintsika
nafovoaninay
nafovoaninareo
nafovoanin'
nafovoanin-
nafovoanim-
nafovoani-
hafovoanina
hafovoaniko
hafovoaninao
hafovoaniny
hafovoanintsika
hafovoaninay
hafovoaninareo
hafovoanin'
hafovoanin-
hafovoanim-
hafovoani-
afovoano

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/11