Teny iditra Afrikana
Sokajin-teny   anarana na mpamaritra
Dikanteny anglisy   African, Africans [3.1]
Dikanteny frantsay   Africain, africains, africaine, africaines [3.1]
Ohatra  
1Heno fa lasa ny Anglisy sy ny Afrikana-Atsimo. [Andraina: Mitaraina, takila 188]
2tamin’io taona io ihany izy dia nitana ny laharana faha-3 amin’ny oniversite afrikana miteny frantsay. [SeFaFi ]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: africain.
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2014/06/02