Teny iditra aizinina (aizina (izina))
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Dikanteny anglisy   see izina. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   qu'on rend obscur, qu'on plonge dans les ténèbres: Naizininy tamin'ny teny tsy izy ny laha-teny, ka tsy azo (Il a obscurci son discours par des mots impropres, et on ne l'a pas compris) [Abinal 1888]
Dikanteny anglisy   to be made dark, to be made obscure [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être obscurci [Hallanger 1974]
Ny bikany  
aizinina
aiziniko
aizininao
aizininy
aizinintsika
aizininay
aizininareo
aizinin'
aizinin-
aizinim-
aizini-
naizinina
naiziniko
naizininao
naizininy
naizinintsika
naizininay
naizininareo
naizinin'
naizinin-
naizinim-
naizini-
haizinina
haiziniko
haizininao
haizininy
haizinintsika
haizininay
haizininareo
haizinin'
haizinin-
haizinim-
haizini-

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20