Teny iditra ambangony (bango)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra maro navangongo
¶ Fitambaram-bolom-behivavy nobangoina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [am-, bango, a mass.] A collective mass, an undivided mass, assemblage; thoughts; a genus. See bango. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23