Teny iditra Ambohijoky (vohitra, zoky)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny frantsay   village historique à 20km au sud de Tananarive (route d'Antsahadinta), situé entre la Sisaony à gauche et l' Andromba à droite, connu pour avoir été la forteresse des Manisotra. Analamasina était le nom primitif d'Ambohijoky... [Rajemisa 1966]
Ohatra   Ambohijoky, sy Ambatomalaza avaratr' Ambohijoky, samy itoerany ny Manisotra [Callet: Tantara]
Voambolana  
Fifanahafana   Ny tendrombohitra masina roambinifolo
Haianarantany   vohitra, zoky
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/28