Teny iditra Ambohitantely (vohitra, tantely)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra  
1Ingahy Ravelojaona no mpitandrina tao Ambohitantely. [Ravelomanana: Lalana, takila 26]
2tamy ny Andrianjaka, ao Ambohitantely ao Ambatomasina, andrefan' Ambohitantely, vato n' Andrianjaka; [Callet: Tantara, takila 512]
3nisy fiangonan'ny mpiadidy ny kamboty tao amy ny trano fiangonana ao Ambohitantely, ka maro no tafavory tamin'izany, nany lehilahy; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 184]
Voambolana  
Haianarantany   vohitra, tantely
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2016/11/15