Teny iditra anampatsa (anana, patsa)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan' anana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [patsa, a shrimp.] An herb used as an esculent. Amaranthus spinosus, L. Same as kimoaelahy (Bets.), and sabotraboay (Sak.). [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Merina] (corruption du mot anampatsy). Amaranthus spinosus L. (Amaranthaceae) [Boiteau: Végétaux]
Ohatra   Vetivety foana dia feno anantsinahy, beroberoka sy anampatsa ny haronay. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 24]
Voambolana  
Anarana siantifika   Amaranthus spinosus
Fitovian-keviteny   kimoaelahy ~ sabotraboay

2018/11/05