Teny iditra andoha (ana, loha)
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   Teny mitovy hevitra amin' ny hoe loha, saingy ilazana ny ao anatin' ny loha ihany: Mampanelonelo ny andohako izany fofon-dranomanitra izany. Ampitahao ireto fehezanteny ireto: Marary ny lohako fa voadona (ny ivelany). Marary ny andohako fa nianatra be loatra aho (ny anatiny) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   at the head of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   à la tête; au commencement [Hallanger 1974]

2016/08/24