Teny iditra Andramasina
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny frantsay   chef-lieu de sous-préfecture à 40 km. au sud de ... Tananarive ..., situé sur la Sisaony ... Intérêt touristique: la chute de la Sisaony aux portes même de la ville, surplombées d'un bosquet de végétations exhubérantes et sauvages; le lac d' Ambohimanjaka, à 3 km. au nord d' Andramasina, d'où l'on jouit d'une vue panoramique de la Sisaony; le barrage de Tsiazompaniry, à 42 km. d' Andramasina. [Rajemisa 1966]
Ohatra   Andramasina aty andrefan' Antananarivokely, nomen' Andrianampoinimerina an' Andriantsolo zazamarolahy. [Callet: Tantara, takila 670]
Voambolana  
Haianarantany   ra, masina
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/19