Teny iditra andrina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fihaonana ara-panatanjahantena
¶ andrina famaranana: fihaonana fifaninanana farany. [Voambolana: Fanatanjahan-tena] [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   rencontre sportive
¶ andrina famaranana: finale. [Voambolana: Fanatanjahan-tena] [SLP: Voambolana]

Teny iditra andrina
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Dikanteny anglisy   (Prov.) See handrina. [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09