Teny iditra | angaloha (aloha) | ||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | akaloha [1.1] | ||||
Fitenenana fanaon' ny ankizy, mitovy amin' ny hoe aoka aloha: Andraso angaloha [1.1] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | First, before, previously, in the meantime: Aoka angaloha (Wait in the meantime) [1.2] | ||||
Ohatra |
| ||||
Tovy hevitra | akaloha | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |