Teny iditra angesongeso (angeso)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   singularity, eccentricity, oddity, drollery, fun. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   ornement du style, affectation, recherche: Be angesongeso loatra ny laha-teniny (Son style est trop recherché) [Abinal 1888]
Fitovian-keviteny   angeso [tsy fampiasa kokoa noho angesongeso]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/11