Teny iditra anglisy
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Anglisy
¶ Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny anglisy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   an Englishman or woman [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   anglais, anglaise [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny fihaviany   Anglisy: English.
Fitovian-keviteny   angley
Fifanahafana   Angletera ~ Englanda

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/26