Teny iditra anjara asa (zara, asa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy asa sahanina miainga amin'ny fandaminana. Anjara asan'ny alkôla: toetra simika manokana ananan'ny alkôla [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay fonction, attribution. Anjara asan'ny alkôla: fonction de l'alcool [SLP: Voambolana]

2009/11/07