Teny iditra anjoanjo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra tsy maintsy natao ao amin' ny fanekena; fepetra fehivava [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra anjoanjo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, kitoatoa: Tena manao anjoanjo koa izay olona nametraka itỳ tavoahangy feno rano itỳ teto ampovoan-trano
Fanaovan-javatra tsy am-pikendrena tsara fa tokotokony sy sendrasendra fotsiny: Anjoanjo fotsiny no nahitako ny tranonareo [1.1]

Teny iditra anjoanjo
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra ataotao foana na ankinina amin' ny kisendrasendra fa tsy noheverina na tsy fantatra akory: Tetika anjoanjo fotsiny ny azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Haphazardly, at random [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Comme kitoatoa [1.3]
 Au hasard, à l'aventure [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15