Teny iditra ankehitriny
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: Betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha ny hevitry ny zokiolona. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   now, at this time [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   maintenant, à l'époque où nous vivons, aujourd'hui [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra ankehitriny
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   vanim-potoana nanomboka tamin'ny revôlisiôna frantsay 1789 [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   contemporain, actuel [SLP: Voambolana]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07