Teny iditra ankoala
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy helodrano lehibe sady lalina [Ravelojaona: Firaketana]
Voambolana 
Ny fihaviany Malay: kuala: vava-vinanin' ony.

Teny iditra ankoala
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy omby vaventy nefa mahia. [Ravelojaona: Firaketana]
 Lehibe ary mahia: Omby ankoala [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy lean oxen that have been brought up from the town called Ankoala. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Boeuf grand et maigre [Veyrières 1913]
Voambolana 

Teny iditra ankoala
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy zatovolahy na zatovovavy lava, nefa mahia sady ratsy bika [Ravelojaona: Firaketana]
Famaritana frantsay Se disait des jeunes gens grands et mal conformés [Veyrières 1913]

Teny iditra Ankoala
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana malagasy faritany ao akaikin' i Maevatanana, avaratra atsinanany, nisy tobim-bolamena' i M. Suberbie tamin' ny tany Malagasy [Ravelojaona: Firaketana]

2016/08/08