Teny iditra aody
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] fanafody, sampy, mosavy [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] fanafody [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] talisman, remède. [David 1952 (takila A)]
Famaritana frantsay  [Betsileo, Betsimisaraka] (équivalent de ody : merina) Nom général des remèdes. Aody fandolofana : remèdes contre la syphilis secondaire ; surtout administrés aux femmes pour prévenir les avortements d'origine syphilitique. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra aody (ody)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao aodina [fitanisana]

2017/12/07