Teny iditra aoriandriana (aoriana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif diminutif] à une petite distance en arrière) [Abinal 1888 takila 58]
Ohatra 
1Taty aoriandriana dia lasa voly fanondrana izy. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 112]
2Tato aoriandriana indray, dia ny Hova lahy indray no anononan'ny olona azy; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 207]
3Raha karipela mikambana izy, dia tsy mikambana amy ny voalohany, fa ato aoriandriana. [Baron: Botany]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31