Teny iditra aterina (atitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary
Averina amin' ny nakana azy: Atero ny sininay nindraminareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be offered; to be conveyed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on offre [1.3, 1.8]
 Qu’on conduit, qu’on porte [1.3]
 Qu'on apporte [1.8]
Ohatra 
1Dia aterina lavidavitra, am-panajana, ny mpamangy. [2.245]
2avy any Madera amy ny Ambodirano ny solifara aterina mankeo. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aterina, ateriko, aterinao, ateriny, aterintsika, aterinay, aterinareo, aterin', aterin-, aterim-, ateri-
Ny lasa : naterina, nateriko, naterinao, nateriny, naterintsika, naterinay, naterinareo, naterin', naterin-, naterim-, nateri-
Ny hoavy : haterina, hateriko, haterinao, hateriny, haterintsika, haterinay, haterinareo, haterin', haterin-, haterim-, hateri-
Filaza mandidy : atero

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20