Teny iditra dangà
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanala] anaram-pamandrika mahay gaigilahy: Fandrik'i Dangà laha tsy mahavoa morike mahavoa mivala [Rakotosaona 1972]

Teny iditra danga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   a grass with very sharp-pointed awns. Andropogon contortus, L [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   herbe dont la graine est en forme d'hameçon. Andropogon contortus, L. [Abinal 1888]
Voambolana  
Anarana siantifika   Andropogon contortus
Fitovian-keviteny   ahimosa ~ ahimoso

Teny iditra danga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   ( dangadanga est plus usité) hauteur, élévation; fierté, arrogance [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra danga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sakalava] Enti-milaza ny volon' ny alika fotsy vozona [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/15