Teny iditra fady fotsy (fady, fotsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fady tapany ihany, toy ny mifady kisoa nefa mihinana ny menany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [fotsy, white.] Pretended abstinence, indulgence without violating the strict letter of the prohibition. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra fady mantsasaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31