Teny iditra famelezana (vely)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fikapohana; fampitondrana faisana na fah [...]
¶ fandevilevena
¶ fanaratsiana
¶ fanoherana [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the act of striking; a verbal attack [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de frapper; attaque verbale [Hallanger 1974]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23