Teny iditra fanafohezana (fohy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
¶ Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay abréviation, raccourcissement [SLP 1986]

2009/09/09