Teny iditra fanakana (aka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fodiana tsy mahalala, fodiana manao; fanantsafana; fananihaniana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanakana (sakana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manakana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanakana (sakana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo sakanana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31