Teny iditra fanavotana (avotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famonjena amin' ny loza, fahafatesana, fanandevozana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Redemption [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rédemption, rachat, rançon [1.8]
Ohatra Izany no fanafahana na fanavotana azo atao ny amin'ireo fadin-drazana ireo. [1.353]
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20