Teny iditra fangaroana (haro)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famadibadihana zavatra mba hampifangaro tsara ny ao anatiny; fampikambanana, fampitambarana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   agitateur. [Voambolana: Simia] [SLP: Voambolana]
Teny nalaina  

2009/09/09