Teny iditra fanohoka (tohoka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manohoka, izany hoe manisy fefy mba ho tampina ny lalan-drano ka hihandrona ny rano
Azo atohoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut arrêter, manière d’arrêter [1.3]
Ohatra Fomba fanohoka ny zaza. [2.436]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08