Teny iditra fiavotra (avotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ketsa efa antitra ka afindra [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra fiavotra (avotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tandrakely fanalana volo (indraindray koa soratana hoe fihavitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy nippers, a pair of tweezers for removing hair. [Richardson 1885]
Tsipelina hafa 

2010/04/03